Teny iditra | fivadiana (vady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’état de ceux qui sont mariés, le motif [1.3] | |
Accouplement [1.13] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |