Teny iditra fivalàna (vala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisiana fefy manodidina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fivalana (valana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mivalana, mandeha midina, na mangery [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31