Teny iditra fivatravatrana (vatravatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faherezampiavy: Tsy anerany izany fivatravatran' ny orana izany / Tsy am-pivatrovatrona akory no angatahan-jaoatra fa amin-kamorano [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fivatravatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31