|
|
|
|

Teny iditra1  fivelarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  velatra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy
Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao
Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy
Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] développement, épanouissement, expansion

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12