Teny iditra fividy (vidy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mividy
Azo vidina [1.1]
Ohatra 
1ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59]
2Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14