Teny iditra | fivikivikiana (vikiviky) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena [1.1] | |
Tovy hevitra | fivikiviky | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |