Teny iditra fiviliana (vily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
¶ Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
¶ Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of turning aside; a fork in the road [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de dévier, de s'écarter; branchement de la route [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31