|
|
|
|

Teny iditra1  fiviliana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the act of turning aside; a fork in the road
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de dévier, de s'écarter; branchement de la route
Fototeny  6  vily

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11