|
|
|
|

Teny iditra1  fivoadiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony
Fototeny  4  voady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11