Teny iditra | 1 fivoadiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 voady |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |