Teny iditra | fivoarana (voatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fiovana ho tsaratsara kokoa; fivelaran' ny toetra ho tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | evolution; improvement [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | évolution, développement; amélioration [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |