|
|
|
|

Teny iditra1  fivondronam-pokontany
Singan-teny  2  fivondrona, fokontany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Ohatra  5  Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08