Teny iditra fizetra (zetra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny olona mizetra, izany hoe mizotra, mandeha milamina tsara [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31