|
|
|
|

Teny iditra1  fizotra
Fototeny  2  zotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] processus; déroulement
Ohatra  6  [2.245#] Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
7  [2.445#] Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11