Teny iditra fizozozozo (zozozozo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de bourdonner, de bruire, de siffler [1.3]
Ohatra Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25