|
|
|
|

Teny iditra1  fizozozozo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  zozozozo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#876] Manière de bourdonner, de bruire, de siffler
Ohatra  6  [2.996#] Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11