|
|
|
|

Teny iditra1  foano
Fototeny  2  foana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana foanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] éliminez
Ohatra  5  [2.296#] Koa foano ny faniriana, dia ho foana ny fijaliana
6  [2.114#] Alohan' ny fisokafan' ny fandatsaham-bato dia tsy maintsy amarinin' ny birao fa foano tsy misy na inona na inona ny valopy
Tsipelina hafa  7  foany
Sary 

Fivaditsoratra  9  afono, foano, fonao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21