|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fodiana
Fototeny  2  ody
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika
Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a returning ; a pretense
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#177#456] Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement
Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer
7  [1.8] lieu où l'on retourne, action de retourner
Ohatra  8  Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra. [2.270#]
9  Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. [2.356#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny fodiana io

Teny iditra (2/2)11  fodiana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taimoro] fitokanana

Fivaditsoratra  14  adofany, andafio, doafany, doafina, fadinao, fodiana, idoafan, nidoafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21