|
|
|
|

Teny iditra1  fofom-bady
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  fofo, vady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a betrothed wife
5  [1.7] a fiancé
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] fiancée
Ohatra  7  [2.643#] Ny vady sy ny fofombady, hono, samy hafa.
8  [2.499#] Tsaroako terý Ikemba fofombady malalako!
Tovy hevitra  9  vady fofo
Lahatsoratra  10  Randzavola: fofombady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12