|
|
|
|

Teny iditra1  fofom-bady
Singan-teny  2  fofo, vady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a betrothed wife
5  [1.7] a fiancé
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] fiancée
Ohatra  7  Ny vady sy ny fofombady, hono, samy hafa. [2.643#]
8  Tsaroako terý Ikemba fofombady malalako! [2.499#]
Tovy hevitra  9  vady fofo
Lahatsoratra  10  Randzavola: fofombady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10