|
|
|
|

Teny iditra1  fofon' aina
Singan-teny  2  fofona, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][fofon-aina] The breath; lit. the breath of life.
Ohatra  6  ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Voambolana  7  Haiaina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fofoanina, fofon' aina, fofonanay, nifofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21