Teny iditra foibe (foitra, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
¶ Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy headquarters; a hub [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay quartier général, centre; moyeu [Hallanger 1974]

2009/11/11