|
|
|
|

Teny iditra1  foibenkodiarana
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  foibe, kodiarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilay faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan' ny tanankodiarana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07