Teny iditra (1/2) | 1 foizina |
Fototeny | 2 fo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mora tezitra aoka izany, kitokitoina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [fo, the heart.] Crabby, sour, easily provoked, morose, impatient. [1.2] 6 short-tempered [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 enclin à la colère [1.8] |
Teny iditra (2/2) | 8 foizina |
Fototeny | 9 foy |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Atao izay hahavakian' ny atody misy azy 12 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 to be suppurated, as a boil. [1.2] |
Voambolana |
14 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 fizoina, foizina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |