Teny iditra |
 |
foy
|
Sokajin-teny | |
matoanteny mpamaritra
|
Famaritana malagasy | |
[Taisaka]
ilaozana, ialana [Rakotosaona 1972]
|
| |
Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
abandoned, given up [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| |
forsaken, deserted, despaired of. [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
abandonné [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, Deschamps 1936]
|
Ohatra | |
|
Sampanteny | |
Ny bikany | |
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
| |
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
| |
ho foy
ho foiko
ho foinao
ho foiny
ho fointsika
ho foinay
ho foinareo
ho foin'
ho foin-
ho foim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
|
Teny iditra |
 |
foy
|
Sokajin-teny | |
mpamaritra
|
Famaritana malagasy | |
Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' ikalamovo ¶ Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy ¶ Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra ¶ Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
hatched ¶ suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout ¶ secret conversation becoming known [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
éclos [Abinal 1888, Deschamps 1936]
|
| |
percé [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
|
| |
divulgué [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
|
Sampanteny | |
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
|
Teny iditra |
 |
foy
|
Sokajin-teny | |
matoantenin'ny atao
|
Famaritana frantsay | |
[Taisaka]
qui ose [Deschamps 1936]
|
|