Teny iditra | 1 fola-bango |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A mode of plaiting the hair on attending a funeral. |
Voambolana |
5 Fandram-bolo |
Singan-teny | 6 folaka, bango |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |