|
|
|
|

Teny iditra1  fola-bango
Singan-teny  2  folaka, bango
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy
enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A mode of plaiting the hair on attending a funeral.
Voambolana  6  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07