|
|
|
|

Teny iditra1  folon-taho
Singan-teny  2  folona, taho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo vodin-javamaniry toy ny tongolo, izay notapahina ny tahony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] plantes dont les tiges sont annuelles tandis que leurs tubercules sont pérennes
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07