|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  taho-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe tahotra
Kamban-teny rehetra  3 taho-bozona

Teny iditra (2/4)4  taho
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fizarana na fitantanana ny toaka amin' ny mpisotro [1.1]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/4)16  taho
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 [Antesaka] ravin-tsaonjo [1.78]
19 Ny ilan' ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin' ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina
20 Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin' ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga
21 Ny rantsan' ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka [1.1]
22 forongo fibatana
23 fizaran'ny zavamaniry mitondra ny rantsana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  24 a handle
25 the stem of a plant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 le manche d'un outil, d'un couteau
27 la tige d'une plante [1.8]
28 tige, anse [1.13]
29 (toute l'île). Tronc des arbres, tige des plantes, charnue des Poaceae. [1.196]
Ohatra  30  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470#13]
31  Toy ny vonindraozy tsara tarehy ao anatin'ny taho maranitra Razaimalala, ka tsy azo mora izy, fa naharotika sy nandratra ny fon-dRandrianaivo vao hitany. [2.324]
Haiendriteny 
32  Tsotra :
Mpanahaka  33  anjonja, 34  harana, 35  honkona, 36  tango, 37  tangoza, 38  tangozana, 39  varombo, 40  zarana
Kamban-teny rehetra  41  Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)43  taho
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 [Betsimisaraka+Tanala+Betsileo] (probablement de l'austronésien taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) ; surtout les feuilles cueillies pour être consommées à la façon des épinards. Dubois dans son dictionnaire betsileo (supplément) indique : « taho ; feuilles de songe » (« songe » est ici la francisation de saonjo). [1.196]
Voambolana  46  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  48 hato, 49 hota, taho, 50 toha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26