|
|
|
|

Teny iditra1  folo-tao-maty
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#380] enti-milaza fotoana naharitra ela be
4  [1.1#927] ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy
Voambolana  5  Fotoana
Singan-teny  6  folo, taona, maty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07