|
|
|
|

Teny iditra1  folo-tao-maty
Singan-teny  2  folo, taona, maty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#380] enti-milaza fotoana naharitra ela be
5  [1.1#927] ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07