Teny iditra fomban-drazana (fomba, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty
¶ ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31