Teny iditra hatairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
¶ Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fahatairana

2009/02/23