Teny iditra | fo milafi-karena | |
Singan-teny | fo ; milafika ; harena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |