Teny iditra | 1 fo milafi-karena |
Singan-teny | 2 fo, milafika, harena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |