|
|
|
|

Teny iditra1  fongotra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra.
5  [1.7] completely destroyed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis)
7  [1.8] complètement détruit
Ohatra  8  Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy; [1.38]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Mpanahaka  17  fompotra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  21  afongotr, fongotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21