Teny iditra fonosim-bato (fono, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza hafatra tsy niova, voatahiry tsy nisy nahafahana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra haham-bato

2012/04/22