|
|
|
|

Teny iditra1  fontina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fiverenana mba hamely indray
fahalasanana dia fiverenana eo amin' izay nialana.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] root of mifontina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de revenir à sa première place
action de prendre une revanche
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  11  fotina

Fivaditsoratra  12  afontin, finanto, fintano, fontina, fotanin, nafonti, notafin, tinafon

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02