|
|
|
|

Teny iditra1  safontina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (jereo sampotina) Fihodinana miverimberina, fiverenan' ny efa lasa ka tonga indray
Fisavorovoroana
Fisafotofotoana, fisaritahan-dresaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] action de tourbilloner, comme le vent; état de ce qui est embrouillé, entortillé; embrouillamini d'un discours. Comme sampotina
Fototeny  5  fontina
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  afantsony, asafontin, fiantsona, ifantsano, ifantsona, nasafonti, natsofany, nitsofana, safontina

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30