|
|
|
|

Teny iditra1  foronina (forona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao?
4  Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be formed, to be fashioned, to be created. [1.2]
6  to be created to be formed or fashioned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20