|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  forona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  tapitra, fongana [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4  consumed, burnt, reduced to nothing, as an over-cooked piece of meat, a burnt house, etc. [Provincial] [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)6  forona
Sokajin-teny  7  anarana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13  Fanaovana zavatra tsy mbola nisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  formed; fashioned as a thing. See ary [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  création, invention, production de l'esprit, des sciences, des arts, formation, fabrication, construction: Tsara forona ity milina ity (Cette machine a été bien fabriquée) [1.3]

Teny iditra (3/3)16  forona
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  19  Karazan' ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20  the name of a kind of grass used in making hats, baskets, etc. See hazondrano. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21  espèce de jonc servant à faire des nattes, des corbeilles; comme hazondrano. Scirpus corymbosus
22  herbe qui sert pour le chauffage; comme horondrano [1.3]
23  Nom général donné aux matières premières de sparterie et notamment à celles qui servent à faire des nattes fines et des chapeaux. Ce sont : [Merina] [1.196]
[Betsileo]
24  des Poaceae, notamment Rhytachne caespitosa (Baker) Bosser ;
25  des Cyperaceae et surtout Scirpus corymbosus L. et Scirpus juncoides Roxb. [Tanala]
Ohatra  26  koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59]
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30  fanoro, forona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19