Teny iditra (1/3) | 1 fositra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo mafy dilorina eo ambonin' ny hazo malemy anankiray hahazoana afo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the use of the fire drill |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de faire le feu en tournant une tige de bois 6 [1.196] Substantif et racine verbale (du malais pusar) : action de faire tourner rapidement un bois pointu dans un trou pratiqué dans un autre bois, la friction produira un échauffement, puis du feu. Aussi, nom des bois utilisés à cet effet (ancien, leur connaissance est oubliée en Imerina). La forme verbale active foserina, participe passé, s'applique surtout à la partie femelle, tandis que fosero, impératif, s'applique à la partie mâle. « Fosero io hazo io hiteraka afo : faites tourner rapidement cette partie mâle pour produire du feu ». Pour la forme verbale passive, on a aussi deux participes passés : afositra, s'appliquant à la partie mâle ; voafositra, s'appliquant au feu allumé par ce procédé. Au sens figuré, ce dernier mot désigne une affaire menée rondement, sans perte de temps. [Merina] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 12 fositra |
Sokajin-teny | 13 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] Root of afositra, foserana, mifositra, ifoserana, mamositra, amoserana. See sitrika. |
Teny iditra (3/3) | 15 fositra |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Bibikely homana ny fakan' ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] a kind of insect. |
Voambolana |
19 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny fositra io |
Fivaditsoratra | 21 afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |