|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] mud, slime, bog
5  [1.7] mud
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] la boue
Ohatra  7  [2.324] Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
8  [2.472] mihady dia manilika ny fotaka voahady.
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Mpanahaka  15  fotadrevo, fotamalemy
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaran-toerana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny fotaka io

Teny iditra (2/2)24  fotaka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.78] [Bezanozano] [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka
Fanazavàna teny anglisy  27  [1.2] a thunderbolt.
28  [1.7] lightning
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.8] la foudre
Voambolana  30  Haitoetrandro
Haiendriteny 
31  Tsotra :
32  Tovonana :

Fivaditsoratra  33  fotaka, takofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30