Teny iditra foto-bolo (fototra, volo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fakan' ny volo, volo iray fehezana rehefa randranina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [volo, hair.] A lock or plait of hair. [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra foto-bolo
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano] (de fototra : pied, souche et volo : bambou) Souche d'un bambou, Bambusa sp. ou Dendrocalamus sp. ; éclat permettant de multiplier les bambous. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31