Teny iditra foto-kevitra
Singan-teny fototra ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [1.1]
 Fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Idéologie [1.13]
 Thèse [1.66]
 Thème [1.5]
Ohatra 
1Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [1.369]
2Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27]
Voambolana 
Tovy hevitra firehan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09