Teny iditra foto-pe
Singan-teny fototra ; -pe (fe)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra ambony amin' ny fe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The top of the thigh. [1.2]
 The upper part of the thigh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le haut de la cuisse [1.8]
Ohatra dia nihetsika mafy indray nilohalika sy ny fotope, ka Rajaofera mivady sy Iarison niaraka amiko nonitsabo ahy tany. [2.59]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04