|
|
|
|

Teny iditra1  fotorana
Fototeny  2  fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
to be searched out, to be examined to the very root.
6  [1.7] to be investigated
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on examine à fond
Ohatra  8  [2.296#] Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany!
9  [2.314#] Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra?
10  [2.587#] Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety.
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15  fotorina
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny fotorana io

Fivaditsoratra  17  fotorana, nofatora, notarofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21