Teny iditra (1/2) | 1 fotroaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 fotroaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 12 fatorako, fotroaka, tafakoro, tarofako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |