Teny iditra | 1 mifotroaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. |
Fototeny | 5 fotroaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |