|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fotroaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
4  Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Teny iditra (2/2)9  fotroaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  13  fotroaka, tafakoro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31